Marka 14:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ary tonga fanintelony izy dia niteny tamin’ireo hoe: “Mbola matory sy miala sasatra ihany ve ianareo amin’ny fotoana toy izao? Aoka izay! Efa tonga ny ora!+ Jereo fa hisy hamadika ny Zanak’olona ka hatolotra eo an-tanan’ny mpanota.+
41 Ary tonga fanintelony izy dia niteny tamin’ireo hoe: “Mbola matory sy miala sasatra ihany ve ianareo amin’ny fotoana toy izao? Aoka izay! Efa tonga ny ora!+ Jereo fa hisy hamadika ny Zanak’olona ka hatolotra eo an-tanan’ny mpanota.+