Salamo 41:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary ilay olona tsara fihavanana tamiko, izay nitokisako,+Sy niara-nihinana ny mofoko tamiko,+ dia nanainga ny voditongony hamely ahy.+ Marka 14:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Dia nisambotra an’i Jesosy ny vahoaka ka nitana azy.+
9 Ary ilay olona tsara fihavanana tamiko, izay nitokisako,+Sy niara-nihinana ny mofoko tamiko,+ dia nanainga ny voditongony hamely ahy.+