Marka 14:53 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 Ary nentin’izy ireo nankany amin’ny mpisoronabe i Jesosy. Efa tafavory tany avokoa ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy ary ny mpanora-dalàna rehetra.+ Jaona 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nentiny tany amin’i Anasy aloha izy, satria rafozandahin’i Kaiafa mpisoronabe tamin’izany taona izany i Anasy.+
53 Ary nentin’izy ireo nankany amin’ny mpisoronabe i Jesosy. Efa tafavory tany avokoa ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy ary ny mpanora-dalàna rehetra.+
13 Nentiny tany amin’i Anasy aloha izy, satria rafozandahin’i Kaiafa mpisoronabe tamin’izany taona izany i Anasy.+