FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 19:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 mba tsy hisy ran’olona tsy manan-tsiny+ ho latsaka eo amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao, ary tsy ho meloka ho nandatsa-dra ianao.+

  • Josoa 2:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa na iza na iza mivoaka any ivelan’ny varavaran’ny tranonao,+ dia izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany, ary tsy hanan-tsiny izahay. Fa na iza na iza kosa mijanona miaraka aminao ao an-trano, dia izahay no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany, raha misy mikasi-tanana azy.

  • Asan’ny Apostoly 5:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 ary nilaza hoe: “Efa noraranay mafy+ ianareo tsy hampianatra intsony amin’izany anarana izany, nefa jereo fa nofenoinareo ny fampianaranareo+ i Jerosalema, ary tapa-kevitra ianareo ny hanao anay ho tompon’andraikitra amin’ny ran’izany+ lehilahy izany.”

  • 1 Tesalonianina 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Na i Jesosy Tompo+ sy ny mpaminany+ aza mantsy dia novonoin’ny Jiosy, ary nanenjika anay koa izy ireo.+ Tsy manao izay hahafaly an’Andriamanitra koa izy ireo, fa manohitra kosa ny tombontsoan’ny olona rehetra,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara