Lioka 18:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Hatolotra amin’ireo hafa firenena izy, ohatra, ary hatao ho fihomehezana+ sady halam-baraka+ ary hororana.+ Hebreo 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Diniho tsara tokoa ilay niaritra izany teny fanoheran’ny+ mpanota izany mba tsy ho kivy ianareo na ho reraka.+ Tsy nitera-boka-tsoa ho an’ireny anefa izany fanoherana izany.
32 Hatolotra amin’ireo hafa firenena izy, ohatra, ary hatao ho fihomehezana+ sady halam-baraka+ ary hororana.+
3 Diniho tsara tokoa ilay niaritra izany teny fanoheran’ny+ mpanota izany mba tsy ho kivy ianareo na ho reraka.+ Tsy nitera-boka-tsoa ho an’ireny anefa izany fanoherana izany.