Salamo 22:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Maneso ahy izay rehetra mahita ahy.+Manondro molotra sy mihivingivin-doha+ izy, ka manao hoe: Salamo 109:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Lasa olona fandatsa aho amin’izy ireo.+Mihivingivin-doha izy ireo rehefa mahita ahy.+ Lioka 23:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia nijanona nijery teo ny olona.+ Fa ireo lohandohany teo amin’ny Jiosy kosa naneso azy hoe: “Ny hafa novonjeny, koa aoka izy hamonjy+ ny tenany raha izy no Kristin’Andriamanitra, ilay Voafidy.”+
35 Dia nijanona nijery teo ny olona.+ Fa ireo lohandohany teo amin’ny Jiosy kosa naneso azy hoe: “Ny hafa novonjeny, koa aoka izy hamonjy+ ny tenany raha izy no Kristin’Andriamanitra, ilay Voafidy.”+