Marka 15:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Aoka hidina avy eo amin’ny hazo fijaliana izao i Kristy Mpanjakan’ny Israely, mba ho hitantsika ka hinoantsika.”+ Na ireo nampiarahina taminy teo amin’ny tsato-kazo aza mba nandatsa azy koa.+ Lioka 23:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Fa nanomboka nanevateva+ azy ny iray tamin’ireo olon-dratsy nihantona teo hoe: “Ka tsy Kristy moa ianao? Vonjeo ny tenanao sy izahay.”
32 Aoka hidina avy eo amin’ny hazo fijaliana izao i Kristy Mpanjakan’ny Israely, mba ho hitantsika ka hinoantsika.”+ Na ireo nampiarahina taminy teo amin’ny tsato-kazo aza mba nandatsa azy koa.+
39 Fa nanomboka nanevateva+ azy ny iray tamin’ireo olon-dratsy nihantona teo hoe: “Ka tsy Kristy moa ianao? Vonjeo ny tenanao sy izahay.”