FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 16:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa nandositra niala tao amin’ilay fasana izy ireo nony nivoaka tao, fa nangovitra sy nihetsi-po mafy. Ary tsy nilaza na inona na inona tamin’olona izy, fa natahotra.+

      TENY FAMARANANA FOHY

      Misy sora-tanana sy dikan-teny tatỳ aoriana kokoa mirakitra izao teny famaranana fohy izao, aorian’ny Marka 16:8:

      Fa ny zava-drehetra nandidiana azy ireo dia notantarainy fohifohy tamin’ireo olona nanodidina an’i Petera. Taorian’izany koa, dia tamin’ny alalan’ny mpianatra no nandefasan’i Jesosy hatrany atsinanana ka hatrany andrefana ny fanambarana masina tsy mety lefy momba ny famonjena mandrakizay.

  • Lioka 24:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 ary niala teo amin’ilay fasana ireo ka niverina, dia nitantara izany rehetra izany tamin’ny iraika ambin’ny folo lahy sy ny hafa rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara