FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Efesianina 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tao amin’ny haizina+ mantsy ianareo teo aloha, fa ao amin’ny hazavana+ kosa ankehitriny, noho ianareo tafaray amin’ny Tompo. Koa aoka ny fomba fiainanareo hampiseho fa zanaky ny mazava ianareo,

  • Filipianina 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 mba tsy hanan-tsiny+ sy hadio ianareo, ary ho zanak’Andriamanitra+ tsy misy tsiny eo anivon’ny taranaka tsy marina sy ratsy fanahy.+ Mamirapiratra eo anivon’izany taranaka izany ianareo, izay mpanazava eo amin’izao tontolo izao.+

  • 1 Petera 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ianareo kosa dia “firazanana voafidy, sady mpisorona no mpanjaka, firenena masina,+ olona nataon’Andriamanitra ho fananany manokana,+ mba hanambaranareo hatraiza hatraiza ny hatsaran-toetran’ilay”+ niantso anareo hiala tamin’ny maizina ho amin’ny fahazavany mahagaga.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara