Genesisy 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny ny olona. Eksodosy 20:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Aza mamono olona.+ Deoteronomia 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “‘Aza mamono olona.+
6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny ny olona.