Matio 19:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nisy Fariseo nanatona azy mba hamandrika azy, ka nilaza hoe: “Azon’ny lehilahy atao ve ny misaraka amin’ny vadiny na inona na inona antony?”+ Marka 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nisy Fariseo nanatona azy. Koa mba hitsapana azy, dia nanontany azy izy ireo raha azon’ny lehilahy atao ny misaraka amin’ny vadiny.+
3 Ary nisy Fariseo nanatona azy mba hamandrika azy, ka nilaza hoe: “Azon’ny lehilahy atao ve ny misaraka amin’ny vadiny na inona na inona antony?”+
2 Ary nisy Fariseo nanatona azy. Koa mba hitsapana azy, dia nanontany azy izy ireo raha azon’ny lehilahy atao ny misaraka amin’ny vadiny.+