Lioka 6:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 irario soa hatrany izay manozona anareo, ary mivavaha foana ho an’izay manivaiva anareo.+ Lioka 23:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 [[Fa hoy i Jesosy: “Ray ô, mamelà+ azy ireo, fa tsy fantany izay ataony.”]] Ary nanao antsapaka izy ireo mba hizarana ny fitafiany.+ Asan’ny Apostoly 7:60 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 60 Dia nandohalika izy ka niantsoantso mafy hoe: “Jehovah ô, aza atao ho helony anie izao!”+ Rehefa avy nilaza izany izy, dia nodimandry.* Romanina 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aoka ianareo hirary soa mandrakariva ho an’izay manenjika anareo,+ eny, aoka hirary soa+ fa tsy hanozona.+
34 [[Fa hoy i Jesosy: “Ray ô, mamelà+ azy ireo, fa tsy fantany izay ataony.”]] Ary nanao antsapaka izy ireo mba hizarana ny fitafiany.+
60 Dia nandohalika izy ka niantsoantso mafy hoe: “Jehovah ô, aza atao ho helony anie izao!”+ Rehefa avy nilaza izany izy, dia nodimandry.*
14 Aoka ianareo hirary soa mandrakariva ho an’izay manenjika anareo,+ eny, aoka hirary soa+ fa tsy hanozona.+