FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 5:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Lazaiko aminareo fa tsy hiditra+ ao amin’ny fanjakan’ny lanitra mihitsy ianareo, raha tsy mihoatra lavitra noho ny an’ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo+ ny fahamarinanareo.

  • Matio 23:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary ataony mba ho hitan’ny olona izay rehetra ataony.+ Fa halehibeaziny ny azy ilay boaty+ ataony ody fiarovan-tena, izay misy andininy ao amin’ny Soratra Masina, ary ataony lava kokoa ny mikiramborambo+ amin’ny morontongotr’akanjony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara