FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 9:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Ary tao Jopa+ indray, dia nisy mpianatra atao hoe Tabita, na Dorkasy, raha adika. Ary be tokoa ny asa soa+ vitany sy ny fiantrany ny mahantra.

  • Asan’ny Apostoly 10:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Mpivavaka be+ sady natahotra+ an’Andriamanitra izy sy ny ankohonany manontolo, ka nanome zavatra be dia be ho fiantrana ny mahantra+ ary nitalaho mandrakariva tamin’Andriamanitra.+

  • 1 Korintianina 13:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary raha manome ny fananako rehetra aho mba hahazoan’ny hafa sakafo,+ ary manolotra ny tenako ho sorona+ mba hisy hireharehako, nefa tsy manam-pitiavana,+ dia tsy hisy tombony ho ahy velively izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara