FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 6:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Niseho tamin’i Abrahama+ sy Isaka+ ary Jakoba+ aho, tamin’ny maha Andriamanitra Mahery Indrindra+ ahy. Fa ilay anarako hoe Jehovah+ kosa, mbola tsy tena nampahafantariko+ azy.

  • Salamo 83:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Mba ho fantatry+ ny olona fa ianao irery ihany, izay manana anarana hoe Jehovah,+

      No Avo Indrindra+ ambonin’ny tany manontolo!+

  • Isaia 42:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Izaho no Jehovah! Izany no anarako.+ Koa ny voninahitro tsy homeko ny hafa,+ ary ny fiderana ahy+ tsy homeko ho an’ny sary sokitra.+

  • Isaia 54:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Fa Ilay Be Voninahitra Mpanao+ anao no vadinao sy tomponao.+ Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.+ Ary Ilay Masin’ny Israely no Mpanavotra+ anao. Hantsoina hoe Andriamanitry ny tany manontolo izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara