FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 5:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Izaho kosa anefa milaza aminareo fa izay rehetra tsy mitsahatra mijery vehivavy+ ka maniry hanao firaisana aminy, dia efa nanitsakitsa-bady+ tao am-pony+ sahady.

  • Matio 20:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tsy mahazo manao izay tiako amin’ny fananako angaha aho? Sa ianao mialona*+ satria tsara fanahy+ tamin’ireo sasany ireo aho?’

  • Marka 7:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 fanitsakitsaham-bady, fitsiriritana,+ fanaovan-dratsy, fitaka, fitondran-tena baranahiny,+ maso feno fitsiriritana, fanevatevana, fanambonian-tena, fanaovana hadalana.

  • 2 Petera 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tsy manan-tsaina afa-tsy ny hanitsakitsa-bady+ izy ireo* sady tsy mety mitsahatra manota.+ Taominy koa ny olona* tsy miorina tsara. Manana fo efa nozarina hitsiriritra+ izy ireo, sady zanaka efa voaozona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara