Matio 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ilay nafafy teny amin’ny tsilo, dia izay mandre ny teny, kanefa ny fanahiana eto amin’ity tontolo ity+ sy ny famitahan’ny harena dia mangeja ny teny, ka manjary tsy mamoa izy.+ Lioka 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Izao koa no lazaiko aminareo: Ataovy izay hahazoana namana+ amin’ny alalan’ny harena tsy marina,+ mba horaisin’izany namana izany any amin’ny fonenana mandrakizay+ ianareo rehefa lany izany harena izany.
22 Ilay nafafy teny amin’ny tsilo, dia izay mandre ny teny, kanefa ny fanahiana eto amin’ity tontolo ity+ sy ny famitahan’ny harena dia mangeja ny teny, ka manjary tsy mamoa izy.+
9 “Izao koa no lazaiko aminareo: Ataovy izay hahazoana namana+ amin’ny alalan’ny harena tsy marina,+ mba horaisin’izany namana izany any amin’ny fonenana mandrakizay+ ianareo rehefa lany izany harena izany.