Ezekiela 22:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Toy ny amboadia mamiravira remby ireo andriana ao aminy, ka mandatsa-dra+ sy mandripaka olona* mba hahazoana tombony tsy ara-drariny.+ Asan’ny Apostoly 20:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Fantatro fa rehefa lasa aho, dia hisy amboadia+ masiaka hiditra eo aminareo, ary tsy hiantra ny ondry ireny.
27 Toy ny amboadia mamiravira remby ireo andriana ao aminy, ka mandatsa-dra+ sy mandripaka olona* mba hahazoana tombony tsy ara-drariny.+
29 Fantatro fa rehefa lasa aho, dia hisy amboadia+ masiaka hiditra eo aminareo, ary tsy hiantra ny ondry ireny.