FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 9:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary nokasihiny ny mason’ireo,+ sady hoy izy: “Aoka ho tonga aminareo izany, araka ny finoanareo.”

  • Matio 15:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary hoy ny navalin’i Jesosy azy: “Ravehivavy, lehibe ny finoanao. Aoka ho tonga aminao izany araka izay irinao.” Dia sitrana tamin’izay ora izay ny zanany vavy.+

  • Marka 9:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Hoy anefa i Jesosy taminy: “‘Raha misy azonao atao’ hoe? Tsy misy tsy vitan’ny manam-pinoana ange e!”+

  • Lioka 7:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia nody tany an-trano ireo iraka ireo ka nahita fa efa salama ilay mpanompo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara