FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 2:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Tsy misy koa olona manisy divay vaovao ao anaty siny hoditra efa tonta. Fa raha izany, dia hamaky an’ilay siny ilay divay ka hafoy avokoa na ny divay na ny siny.+ Fa atao ao anaty siny hoditra vaovao ny divay vaovao.”+

  • Lioka 5:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Tsy misy koa manisy divay vaovao ao anaty siny hoditra efa tonta. Fa raha izany, dia hamaky ilay siny hoditra+ ilay divay vaovao, ka ho raraka ny divay ary ho simba ny siny hoditra.+

  • Lioka 5:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Divay vaovao no tsy maintsy hatao ao anaty siny hoditra vaovao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara