47 Raha mbola niteny izy, dia iny fa tonga i Jodasy,+ izay anisan’ny roa ambin’ny folo lahy. Ary nisy vahoaka be niaraka taminy nitondra sabatra+ sy kibay. Nirahin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahin’ny vahoaka izy ireo.+
18 Tsy ianareo rehetra no lazaiko amin’izany, fa fantatro ireo nofidiko.+ Fa izany dia mba hahatanteraka ny Soratra Masina+ hoe: ‘Ilay niara-nihinana ny mofoko tamiko no nanainga ny voditongony hamely ahy.’+