Genesisy 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary ny menarana+ no malina+ indrindra tamin’ny bibidia rehetra nataon’i Jehovah Andriamanitra.+ Koa hoy izy io tamin-dravehivavy:+ “Marina tokoa ve fa niteny taminareo Andriamanitra hoe tsy tokony hihinananareo ny voan’ny hazo rehetra ato amin’ny zaridaina?”+ Romanina 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Efa tsikaritry ny rehetra anefa ny fankatoavanareo,+ ka faly noho ny aminareo aho. Tiako anefa ianareo ho hendry+ raha ny amin’izay tsara, fa ho tsy manan-tsiny+ kosa raha ny amin’izay ratsy.+
3 Ary ny menarana+ no malina+ indrindra tamin’ny bibidia rehetra nataon’i Jehovah Andriamanitra.+ Koa hoy izy io tamin-dravehivavy:+ “Marina tokoa ve fa niteny taminareo Andriamanitra hoe tsy tokony hihinananareo ny voan’ny hazo rehetra ato amin’ny zaridaina?”+
19 Efa tsikaritry ny rehetra anefa ny fankatoavanareo,+ ka faly noho ny aminareo aho. Tiako anefa ianareo ho hendry+ raha ny amin’izay tsara, fa ho tsy manan-tsiny+ kosa raha ny amin’izay ratsy.+