34 Noho izany no anirahako+ mpaminany sy olon-kendry ary mpampianatra ampahibemaso ho any aminareo.+ Ny sasany hovonoinareo ho faty+ sy hofantsihanareo amin’ny hazo fijaliana, ary ny sasany hokaravasinareo+ ao amin’ny synagoganareo sy henjehinareo isan-tanàna.