FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 33:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Ilay niteny tamin-drainy sy reniny hoe: ‘Tsy hitako izy.’

      Na ny rahalahiny aza tsy nekeny,+

      Ary ny zanany tsy fantany.

      Fa notandremany ny teninao,+

      Ary nohajainy foana ny fifanekena nataonao taminy.+

  • Matio 19:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary izay rehetra efa nahafoy trano na rahalahy na anabavy na ray na reny na zanaka na tany noho ny anarako, dia hahazo be lavitra raha oharina amin’izay nafoiny, ary handova fiainana mandrakizay.+

  • Lioka 14:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 “Raha misy manatona ahy nefa tsy mankahala ny rainy sy ny reniny sy ny vadiny sy ny zanany sy ny rahalahiny ary ny anabaviny, eny fa na dia ny ainy mihitsy aza,+ dia tsy afaka ny ho mpianatro izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara