FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 10:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 sy ny sakafo teo an-databany,+ sy ny fomba nametrahana an’ireo mpanompony, sy ny fomba fiasan’ireo mpandroso sakafo sy ny fitafian’ireo, sy ny zava-pisotron’ny+ mpanjaka, ary ny sorona dorana izay natolony tsy tapaka tao an-tranon’i Jehovah, dia tena talanjona izy.

  • Lioka 7:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Sa hijery inona no nivoahanareo? Olona manao akanjo vita tamin’ny ravin-damba malefaka ve?+ Any an-tranon’ny mpanjaka no misy manao akanjo mirenty sy miaina ao anatin’ny renty!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara