Matio 12:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Hiara-mitsangana amin’ity taranaka ity mandritra ny fitsarana ny mponin’i Ninive+ ka hanameloka+ azy, satria nibebaka izy ireo rehefa nitory taminy i Jona.+ Misy lehibe noho i Jona anefa eto. Lioka 7:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “Hohariko amin’iza ny olona amin’ity taranaka ity? Ary toa an’iza izy?+
41 Hiara-mitsangana amin’ity taranaka ity mandritra ny fitsarana ny mponin’i Ninive+ ka hanameloka+ azy, satria nibebaka izy ireo rehefa nitory taminy i Jona.+ Misy lehibe noho i Jona anefa eto.