FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 3:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ny Ray tia+ ny Zanaka ka nomeny ho eo am-pelatanany ny zava-drehetra.+

  • Jaona 17:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fa efa nomenao fahefana amin’ny nofo rehetra izy+ mba hanomezany fiainana mandrakizay+ ho an’izay rehetra nomenao azy.+

  • 1 Korintianina 15:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Fa ‘nasain’Andriamanitra nanaiky azy ny zava-drehetra ka nataony eo ambany tongony.’+ Rehefa voalaza hoe: ‘Nasaina nanaiky azy ny zava-drehetra’,+ dia miharihary fa tsy anisan’izany ilay nahatonga ny zava-drehetra hanaiky azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara