Matio 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 nilaza hoe: “Aiza ilay nateraka ho mpanjakan’ny+ Jiosy? Fa hitanay ny kintany+ fony izahay tany atsinanana, ka tonga hiankohoka eo anatrehany izahay.”
2 nilaza hoe: “Aiza ilay nateraka ho mpanjakan’ny+ Jiosy? Fa hitanay ny kintany+ fony izahay tany atsinanana, ka tonga hiankohoka eo anatrehany izahay.”