Marka 4:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Tsy niteny taminy tokoa izy raha tsy tamin’ny fanoharana, nefa nohazavainy tamin’ny mpianany ny zava-drehetra rehefa nitokana izy ireo.+
34 Tsy niteny taminy tokoa izy raha tsy tamin’ny fanoharana, nefa nohazavainy tamin’ny mpianany ny zava-drehetra rehefa nitokana izy ireo.+