11 “‘Aoka tsy ho zavatra misy lalivay+ no hanaovanareo fanatitra varimbazaha ho an’i Jehovah, satria ny lalivay sy ny tantely* dia samy tsy tokony hodorana hidona-tsetroka ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.
17 Tsy tokony hasiana zavatra misy lalivay izany rehefa hatao ao anaty lafaoro.+ Omeko azy ireo izany ho anjarany avy amin’ny fanatitra atao anaty afo+ aterina ho ahy. Zavatra masina indrindra izany,+ toy ny fanatitra noho ny ota sy ny fanatitra noho ny heloka.
12Nandritra izany fotoana izany, dia vahoaka an’arivony no tafangona ka nifanitsa-kitro. Dia nanomboka niteny izy, ka hoy izy aloha tamin’ny mpianany: “Mitandrema amin’ny lalivain’ny+ Fariseo, izany hoe ny fihatsarambelatsihiny.+