FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Aoka aho hilaza ny didin’i Jehovah.

      Hoy izy tamiko: “Ianao no zanako,+

      Ary izaho efa tonga rainao androany.+

  • Matio 14:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ary ireo tao an-tsambokely dia niankohoka teo anatrehany sady niteny hoe: “Zanak’Andriamanitra tokoa ianao.”+

  • Asan’ny Apostoly 9:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 ary avy hatrany dia nitory tany amin’ny synagoga ka nilaza fa i Jesosy+ no Zanak’Andriamanitra.

  • Hebreo 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Amin’izao andro farany izao+ kosa, dia miteny amintsika amin’ny alalan’ny Zanaka+ izy. Io Zanany io no notendreny ho mpandova ny zava-drehetra,+ ary tamin’ny alalan’io no nanaovany+ ireo rafitra nisy teto amin’ity tontolo ity.*

  • 1 Jaona 4:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Na iza na iza manaiky fa i Jesosy Kristy no Zanak’Andriamanitra,+ dia tafaray foana amin’ny olona toy izany Andriamanitra, ary izy ho tafaray amin’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara