2 Petera 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nomen’Andriamanitra Ray haja amam-boninahitra mantsy izy+ rehefa tonga taminy izao teny nataon’ilay be voninahitra izao: “Io no zanako malalako izay sitrako.”+ Apokalypsy 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nisy kintana fito teny an-tanany havanana,+ ary nisy sabatra roa lela izay sady maranitra no lava nivoaka avy tamin’ny vavany,+ ary ny tarehiny tahaka ny masoandro mamirapiratra amin’ny heriny rehetra.+
17 Nomen’Andriamanitra Ray haja amam-boninahitra mantsy izy+ rehefa tonga taminy izao teny nataon’ilay be voninahitra izao: “Io no zanako malalako izay sitrako.”+
16 Ary nisy kintana fito teny an-tanany havanana,+ ary nisy sabatra roa lela izay sady maranitra no lava nivoaka avy tamin’ny vavany,+ ary ny tarehiny tahaka ny masoandro mamirapiratra amin’ny heriny rehetra.+