FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 24:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia hoy i Davida tamin’i Gada: “Ory loatra aho. Aleontsika azon’ny tanan’i Jehovah,+ fa lehibe ny famindram-pony,+ toy izay azon’ny tanan’olona.”+

  • Matio 20:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Miakatra ho any Jerosalema isika izao. Ary hatolotra amin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ny Zanak’olona, ka homelohiny ho faty,+

  • Marka 9:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Nampianatra ny mpianany mantsy izy ka niteny taminy hoe: “Hatolotra eo an-tanan’ny olona ny Zanak’olona ka hovonoiny ho faty.+ Na ho faty aza anefa izy, dia hitsangana rehefa afaka telo andro.”+

  • Lioka 9:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 “Tadidio tsara izao teny izao, fa efa voatendry hatolotra eo an-tanan’ny olona ny Zanak’olona.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara