FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 5:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Izaho kosa anefa milaza aminareo fa izay rehetra mitahiry fahatezerana+ amin’ny rahalahiny, dia hatao ampamoaka+ eo anatrehan’ny fitsarana. Ary izay manabanty ny rahalahiny, dia hatao ampamoaka eo anatrehan’ny Fitsarana Tampony. Fa izay milaza kosa hoe: ‘Ilay adala tsisy fotony ity!’, dia mendrika ho any amin’ny Gehena*+ mirehitra.

  • Matio 5:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Raha ny masonao havanana àry no mahatonga anao hanota, dia esory ka ario lavitra anao.+ Fa mahasoa anao kokoa ny hamoy rantsambatana iray, toy izay ny vatanao manontolo no hatsipy+ any amin’ny Gehena.*

  • Marka 9:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Ary raha mahatonga anao hanota ny masonao, dia ario.+ Fa aleo ianao toka-maso nefa miditra any amin’ny fanjakan’Andriamanitra, toy izay manana maso roa nefa hatsipy any amin’ny Gehena.*+

  • Romanina 8:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa ho faty tokoa ianareo raha velona araka ny nofo.+ Ho velona kosa anefa ianareo raha ny fanahy no amonoanareo ny fanaon’ny nofo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara