Marka 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa inona àry no hataon’ilay tompon’ny tanimboaloboka? Ho avy izy, dia handringana an’ireo mpamboly ireo, ary homeny olon-kafa+ ny tanimboaloboka.+ Lioka 20:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ho avy izy, dia handringana an’ireo mpamboly ireo ary homeny olon-kafa ny tanimboaloboka.”+ Dia hoy ireo rehefa nandre izany: “Enga anie mba tsy hisy izany!” Asan’ny Apostoly 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nanohitra foana anefa ny Jiosy sady nanevateva,+ ka nakopak’i Paoly ny fitafiany,+ ary hoy izy: “Ianareo ihany no ho tompon’andraikitra ny amin’izay hanjo anareo.*+ Afaka adidy aho.+ Hankany amin’ny olona hafa firenena+ aho manomboka izao.”
9 Koa inona àry no hataon’ilay tompon’ny tanimboaloboka? Ho avy izy, dia handringana an’ireo mpamboly ireo, ary homeny olon-kafa+ ny tanimboaloboka.+
16 Ho avy izy, dia handringana an’ireo mpamboly ireo ary homeny olon-kafa ny tanimboaloboka.”+ Dia hoy ireo rehefa nandre izany: “Enga anie mba tsy hisy izany!”
6 Nanohitra foana anefa ny Jiosy sady nanevateva,+ ka nakopak’i Paoly ny fitafiany,+ ary hoy izy: “Ianareo ihany no ho tompon’andraikitra ny amin’izay hanjo anareo.*+ Afaka adidy aho.+ Hankany amin’ny olona hafa firenena+ aho manomboka izao.”