FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 29:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Dia novorin’i Labana ny olona rehetra teo an-toerana, ka nanao fanasambe+ izy.

  • Matio 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hoy i Jesosy taminy: “Misy antony tokony hampalahelo ny naman’ny mpampakatra ve, raha mbola eo aminy ny mpampakatra?+ Ho avy anefa ny andro hanesorana ny mpampakatra+ tsy ho eo aminy, ka amin’izany andro izany izy ireo vao hifady hanina.+

  • Apokalypsy 19:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary hoy ilay anjely tamiko: “Soraty izao: Sambatra izay nasaina+ ho amin’ny sakafo hariva amin’ny fampakaram-badin’ny Zanak’ondry.”+ Hoy koa izy tamiko: “Tena tenin’Andriamanitra+ izany.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara