Matio 13:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fa ilay nafafy teny amin’ny toerana be vato, dia izay mandre ny teny ka manaiky izany avy hatrany amim-pifaliana.+ Lioka 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ireo teo ambony vatolampy dia izay mandre ny teny, ary mandray izany amim-pifaliana, saingy tsy manam-paka ireny voa ireny. Koa mino vetivety fotsiny izy, dia miala rehefa tojo fotoam-pitsapana.+
20 Fa ilay nafafy teny amin’ny toerana be vato, dia izay mandre ny teny ka manaiky izany avy hatrany amim-pifaliana.+
13 Ireo teo ambony vatolampy dia izay mandre ny teny, ary mandray izany amim-pifaliana, saingy tsy manam-paka ireny voa ireny. Koa mino vetivety fotsiny izy, dia miala rehefa tojo fotoam-pitsapana.+