FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 8:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary talanjona ireo ka niteny hoe: “Fa olona manao ahoana loatra àry izy ity,+ fa hatramin’ny rivotra sy ny ranomasina aza mankatò azy?”

  • Lioka 8:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary hoy izy tamin’ireo: “Fa aiza izay finoanareo?” Raiki-tahotra anefa ireo, sady gaga ka nifampiresaka hoe: “Fa iza marina àry izy ity? Fa baikoiny hatramin’ny rivotra sy ny rano ka mankatò azy!”+

  • Jaona 6:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Rehefa nivoy tokony ho dimy na enina kilaometatra anefa izy ireo, dia nahita an’i Jesosy nandeha teo ambony ranomasina, sy nanatona an’ilay sambokely, hany ka natahotra izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara