Matio 10:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary izay tsy manaiky hitondra ny hazo fijaliany ka tsy manaraka ahy, dia tsy mendrika ahy.+ Matio 16:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary hoy i Jesosy tamin’ny mpianany: “Raha misy te hanaraka ahy, aoka izy handa ny tenany ka hitondra ny hazo fijaliany ary hanaraka ahy mandrakariva.+ Lioka 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia hoy ihany izy tamin’ny rehetra: “Raha misy te hanaraka ahy, aoka izy handa ny tenany+ ka hitondra ny hazo fijaliany isan’andro ary hanaraka ahy mandrakariva.+ Lioka 14:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Izay tsy mitondra ny hazo fijaliany ka tsy manaraka ahy dia tsy afaka ny ho mpianatro.+ Galatianina 5:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary izao no ataon’izay an’i Kristy Jesosy: Nofantsihan’izy ireo tamin’ny hazo fijaliana ny nofo, mbamin’ny filan-dratsiny sy ny faniriany.+
24 Ary hoy i Jesosy tamin’ny mpianany: “Raha misy te hanaraka ahy, aoka izy handa ny tenany ka hitondra ny hazo fijaliany ary hanaraka ahy mandrakariva.+
23 Dia hoy ihany izy tamin’ny rehetra: “Raha misy te hanaraka ahy, aoka izy handa ny tenany+ ka hitondra ny hazo fijaliany isan’andro ary hanaraka ahy mandrakariva.+
24 Ary izao no ataon’izay an’i Kristy Jesosy: Nofantsihan’izy ireo tamin’ny hazo fijaliana ny nofo, mbamin’ny filan-dratsiny sy ny faniriany.+