FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 60:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hangonina ho eo aminao ny andian’ondry rehetran’i Kedara,+ ary hanompo anao+ ny ondrilahin’i Nebaiota.+ Hankeo ambony alitarako ireny ka hankasitrahana.+ Ary hohatsaraiko ilay tranoko tsara tarehy.+

  • Zakaria 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Firenena maro no hiandany amin’i Jehovah amin’izany andro izany,+ ka ho tonga oloko.+ Ary honina eo aminao aho.” Dia ho fantatrao fa i Jehovah Tompon’ny tafika no naniraka ahy ho atỳ aminao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara