Matio 22:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary lasa nikaon-doha mba hamandrihana an’i Jesosy amin’ny teniny, ny Fariseo.+ Lioka 20:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nanara-maso akaiky an’i Jesosy àry izy ireo, ary naniraka olona izay nokaramaina mangingina mba hiseho ho olo-marina, mba hamandrihana+ an’i Jesosy amin’ny teny, ka hanolorana azy any amin’ny fitondrana sy eo am-pelatanan’ny governora.*+
20 Nanara-maso akaiky an’i Jesosy àry izy ireo, ary naniraka olona izay nokaramaina mangingina mba hiseho ho olo-marina, mba hamandrihana+ an’i Jesosy amin’ny teny, ka hanolorana azy any amin’ny fitondrana sy eo am-pelatanan’ny governora.*+