FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 12:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa naka vata kely+ i Joiada mpisorona, ka nolavahany ny sarony. Dia napetrany teo anilan’ny alitara ilay vata, izany hoe teo ankavanana rehefa niditra tao an-tranon’i Jehovah. Ary tao no napetraky ny mpisorona mpiandry varavarana+ ny vola+ rehetra nentina tao an-tranon’i Jehovah.

  • Jaona 8:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Teo amin’ny toerana fitehirizam-bola+ sy zava-tsarobidy no nilazany izany, raha nampianatra tao amin’ny tempoly izy. Fa tsy nisy nisambotra azy,+ satria mbola tsy tonga ny fotoana voatondro+ ho azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara