1 Tantara 29:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa faly ny vahoaka rehefa nanao fanatitra an-tsitrapo, satria tamin’ny fony manontolo no nanaovany fanatitra an-tsitrapo ho an’i Jehovah.+ Ary faly be koa i Davida Mpanjaka.+ Lioka 21:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Izy rehetra mantsy nandatsaka fanomezana avy tamin’ny ambim-bavany, fa izy kosa na mahantra aza, dia nandatsaka ny fivelomany rehetra.”+
9 Koa faly ny vahoaka rehefa nanao fanatitra an-tsitrapo, satria tamin’ny fony manontolo no nanaovany fanatitra an-tsitrapo ho an’i Jehovah.+ Ary faly be koa i Davida Mpanjaka.+
4 Izy rehetra mantsy nandatsaka fanomezana avy tamin’ny ambim-bavany, fa izy kosa na mahantra aza, dia nandatsaka ny fivelomany rehetra.”+