Lioka 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia nanontany azy izy ireo hoe: “Mpampianatra ô, rahoviana marina no hitranga izany, ary inona no ho famantarana rehefa tsy maintsy ho tonga izany?”+
7 Dia nanontany azy izy ireo hoe: “Mpampianatra ô, rahoviana marina no hitranga izany, ary inona no ho famantarana rehefa tsy maintsy ho tonga izany?”+