FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 24:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 “Fa tsy misy mahalala ny amin’izany andro sy ora+ izany, na ny anjely any an-danitra, na ny Zanaka, afa-tsy ny Ray ihany.+

  • Asan’ny Apostoly 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia hoy izy: “Tsy mila mamantatra ny fotoana na ny vanim-potoana+ ianareo, fa ny Ray irery ihany no manam-pahefana amin’izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara