Lioka 22:56 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 Fa nahita azy nipetraka teo akaikin’ny afo ny mpanompovavy anankiray ka nandinika azy, ary nanao hoe: “Io koa niaraka taminy.”+
56 Fa nahita azy nipetraka teo akaikin’ny afo ny mpanompovavy anankiray ka nandinika azy, ary nanao hoe: “Io koa niaraka taminy.”+