Matio 27:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary fanaon’ny governora isaky ny fety ny nanafaka voafonja iray izay tian’ny vahoaka.+ Lioka 23:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17* —— Jaona 18:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Araka ny fombanareo koa ange dia tokony hanafaka olona iray ho anareo aho rehefa Paska e!+ Koa tianareo hafahako ho anareo ve ilay mpanjakan’ny Jiosy?”
39 Araka ny fombanareo koa ange dia tokony hanafaka olona iray ho anareo aho rehefa Paska e!+ Koa tianareo hafahako ho anareo ve ilay mpanjakan’ny Jiosy?”