Matio 28:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hoy anefa ilay anjely+ tamin’ireo vehivavy: “Aza matahotra. Fantatro fa i Jesosy,+ ilay nofantsihana tamin’ny hazo fijaliana, no tadiavinareo. Lioka 24:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary raha mbola very hevitra teo izy ireo, dia indreo nisy lehilahy anankiroa nanao fitafiana nanjelanjelatra, nijoro teo anilany.+
5 Hoy anefa ilay anjely+ tamin’ireo vehivavy: “Aza matahotra. Fantatro fa i Jesosy,+ ilay nofantsihana tamin’ny hazo fijaliana, no tadiavinareo.
4 Ary raha mbola very hevitra teo izy ireo, dia indreo nisy lehilahy anankiroa nanao fitafiana nanjelanjelatra, nijoro teo anilany.+