-
Matio 25:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Dia hoy ny navalin’ny tompony: ‘Ry mpanompo ratsy fanahy sady kamo! Efa fantatrao fa mijinja eny amin’izay tsy namafazako aho ary manangona eny amin’izay tsy nikororohako.
-