32 Ho sahintsika anefa ve ny hilaza hoe: ‘Avy amin’ny olona’?” Natahotra ny vahoaka mantsy izy ireo, satria nihevitra an’i Jaona ho tena mpaminany ny vahoaka rehetra.+
29 Rehefa nandre izany ny olona rehetra sy ny mpamory hetra, dia nanambara fa marina+ Andriamanitra. Natao batisa tamin’ny batisan’i Jaona mantsy izy ireo.+